Entry ampiana (ampy)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso
¶ Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [Rajemisa 1985]
English translation   to be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [Richardson 1885]
   to have an addition made to it; to be helped [Hallanger 1973]
French translation   qu'on augmente, qu'on aide [Hallanger 1974]
French translation   plus [SLP: Voambolana]
Morphology  
ampiana
ampiako
ampianao
ampiany
ampiantsika
ampianay
ampianareo
ampian'
ampian-
ampiam-
ampia-
nampiana
nampiako
nampianao
nampiany
nampiantsika
nampianay
nampianareo
nampian'
nampian-
nampiam-
nampia-
hampiana
hampiako
hampianao
hampiany
hampiantsika
hampianay
hampianareo
hampian'
hampian-
hampiam-
hampia-
ampio
Quotes  

Entry ampi~ana
Part of speech   circumfix [Words with ampi~ana]

Updated on 2017/06/30