Entry ambina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
¶ Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [Rajemisa 1985]
English translation   watch, guard, patrol. See andry. [Richardson 1885]
   a watch, a guard [Hallanger 1973]
French translation   action de garder, de surveiller [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

Entry ambina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zara tsara, vintana tsara [Rajemisa 1985]
English translation   used in the following: ambinina manambina [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2009/02/23