| Entry | 1 ambenana |
| Root | 2 ambina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay
5 Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be watched, guarded, patrolled.
[1.2] 7 to be watched, to be guarded [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on garde, qu'on surveille
[1.8] |
| Examples |
9 ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana.
[2.588#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | ambenana, 15 bemanana |
| Updated on 2025/11/02 |
|