Entry (1/4) | 1 manambina |
Root | 2 tambina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy tambiny [1.1] |
Explanations in French |
5 mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [1.3] |
Examples |
6 Andro zoma no manambina ny alahamady.
[1.381#]
7 Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285#] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 manatambina |
Entry (2/4) | 13 manambina |
Root | 14 ambina |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [1.1] |
Explanations in English |
17 to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [1.2] 18 to make prosperous, to favor [1.7] |
Explanations in French |
19 rendre prospère, favoriser [1.3, 1.8] 20 avoir sous sa protection [1.3] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 25 manambìna |
Root | 26 ambina |
Part of speech | 27 imperative of active verb manambina [Full list] |
Entry (4/4) | 28 manambìna |
Root | 29 tambina |
Part of speech | 30 imperative of active verb manambina [Full list] |
Anagrams | 31 manambany, 32 manambìna, manambina |
Updated on 2025/09/17 |
![]() |