Entry mifanambina (ambina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1]
Examples ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy. [1.381]
Morphology 
Present : mifanambina
Past : nifanambina
Future : hifanambina

Anagrams 

Updated on 2023/02/07