| Entry | 1 fanambinana |
| Root | 2 ambina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Vintana tsara avy amin' ny lahatra
5 Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady [1.1] |
| Explanations in English |
6 good fortune
[1.7] |
| Explanations in French |
7 prospérité, la chance
[1.8] |
| Examples |
8 Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra.
[2.59#]
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|