Entry | 1 ambara |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atao, herina, ampangaina [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho. [1.1] |
Explanations in English |
5 told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future. [1.2] 6 revealed, declared [1.7] |
Explanations in French |
7 révélé, manifesté; déclaré [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 39 Proverbs containing the word ambara |
Anagrams | 40 Abrama, 41 ambara |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |