Entry fanambarana (ambara)
Part of speech noun
Malagasy definition Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
¶ Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
English translation revelation, disclosure [Hallanger 1973]
French translation révélation, action de manifester [Hallanger 1974]

Entry fanambarana (tambatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [Rajemisa 1985]

Entry Fanambaràna
Part of speech name (biblical book)
English translation Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
 Revelation: one of the books of the Bible [Baiboly]
French translation Apocalypse: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Apokalypsy

Updated on 2020/07/31