Entry manambara (ambara)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
¶ Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
¶ Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [Rajemisa 1985]
English definition to reveal, to disclose [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to tell, to announce [Richardson 1885]
French definition révéler; annoncer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 dire, manifester [Abinal 1888]
Morphology 
manambara
nanambara
hanambara
manambarà
Quotes 

Entry manamba (ambara)
Part of speech imperative of active verb manambara [full list]

Entry manambara (tambatra)
Part of speech imperative of active verb manambatra [full list]
Synonyms manatambara

2014/01/25