|
|
|
|

Entry1  mpanambara
Root  2 ambara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13]
Explanations in French  5 révélateur [1.3#26]
6 déclarant [1.13]
Examples  7  aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#]

Updated on 2025/09/12