Entry | 1 fanambara |
Root | 2 ambara |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manambara Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [1.1] |
Explanations in French |
5 La chose dite, la manière de révéler [1.3#26] |
Examples |
6 Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |