Entry fambara (ambara)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara
¶ Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [Rajemisa 1985]
English definition [root ambara.] An omen, a portent. [Richardson 1885]
 a portent, a sign [Hallanger 1973]
French definition présage, ordinairement mauvais [Hallanger 1974]
Quotes 

2009/02/23