Entry akana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry akana (aka)
Part of speech   relative verb
English translation   [Richardson 1885]
Examples   Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]
Morphology  
akana
akako
akanao
akany
akantsika
akanay
akanareo
akan'
akan-
akam-
aka-
nakana
nakako
nakanao
nakany
nakantsika
nakanay
nakanareo
nakan'
nakan-
nakam-
naka-
hakana
hakako
hakanao
hakany
hakantsika
hakanay
hakanareo
hakan'
hakan-
hakam-
haka-
akao

Entry akàna
Part of speech   noun
Malagasy definition   honkon'antsy [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Entry Akana
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
English translation   Akan [Baiboly]
French translation   Aqân [Baiboly]
Vocabulary  
Quotes  

Updated on 2015/09/11