| Entry (1/4) | 1 akao |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 ao, milaza sady manondro zavatra anaty harona na vata [Betsimisaraka]
[1.78] 4 ao [Bezanozano, Sihanaka] [1.78] |
| Explanations in French |
5 là. [Tankarana]
[1.19] |
| Examples |
6 I ke tsy Faralahy Betombokoantsôro, naty zahay, ho ireo boaka akao.
[2.150]
7 nefa tsy nety nihinana tamin' iny izy, fa hoy izy : "akao ravin' akondro aho hihinanako. [2.69] |
| All compound words | 8 takao |
| Vocabulary | 9 Space |
| Entry (2/4) | 10 akao |
| Root | 11 ak |
| Part of speech | 12 imperative of passive verb akaina [Full list] |
| Entry (3/4) | 13 akao |
| Root | 14 aka |
| Part of speech | 15 imperative of relative verb akana [Full list] |
| Entry (4/4) | 16 akao |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 filao (hazo) [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Explanations in French |
19 Nom local du filao : Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Bois employé à la construction des pirogues à balancier ; on en fait surtout les mâts amovibles de ces pirogues, transformables en piliers de tente lors des séjours à terre. [Sakalava Atsimo]
[1.196] |
| Vocabulary | 20 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 21 akao, 22 akoa, 23 aoka, 24 oaka |
| Updated on 2025/10/08 |
|