Entry (1/4) | 1 adina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
Explanations in English |
4 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 5 a question, an examination [1.7] |
Explanations in French |
6 question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 7 information [1.5] |
Examples |
8 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Synonyms | 26 adinadina |
Analogs | 27 faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka. |
Entry (2/4) | 28 adiña |
Part of speech | 29 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
[1.78] |
Synonyms | 31 mady |
Entry (3/4) | 32 Adina |
Part of speech | 33 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
34 Adina [2.996] |
Explanations in French |
35 Adîn [2.996] |
Examples |
36 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
Vocabulary | 37 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 38 Chapters and verses mentioning Adina |
Article | 39 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
Entry (4/4) | 40 Adina
![]() |
Part of speech | 41 noun |
Vocabulary | 42 Botany: scientific genera |
Local names of plants |
|
Anagrams | 43 adany, 44 adiña, Adina, adina, 45 anday, 46 andia, 47 daina, 48 DIANA, diana |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |