| Entry | 1 fanadina |
| Root | 2 adina |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manadina:
5 Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy 6 Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: 7 Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a! 8 Zavatra adinina matetika: 9 itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1] |
| Explanations in French |
10 Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner
[1.3] |
| Anagrams | 11 fanadina, 12 fandaina, 13 Ifandana |
| Updated on 2025/11/17 |
|