| Entry (1/3) | 1 manadina |
| Root | 2 adina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
5 Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera 6 Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo? [1.1] |
| Explanations in English |
7 to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination.
[1.2] 8 to question; to give an examination [1.7] |
| Explanations in French |
9 Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves)
[1.3] 10 interroger, faire passer un examen [1.8] |
| Examples |
11 Ka tandremo fa mety manadina izy.
[2.332]
12 Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 17 manadìna |
| Root | 18 adina |
| Part of speech | 19 imperative of active verb manadina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] 20 questionnez, demandez, examinez, interrogez [3.1] |
| Entry (3/3) | 21 mañadina |
| Root | 22 hadina |
| Part of speech | 23 active verb |
| Explanations in Malagasy |
24 miarahaba
[Bezanozano]
[1.78] |
| Anagrams | 25 amandina, 26 andamina, 27 mañadina, manadina, manadìna, 28 mandaina, 29 mandania, 30 mandiaña |
| Updated on 2025/11/20 |
|