| Entry | 1 fanadinana |
| Root | 2adina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao?.
5Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky. 6Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara. 7Manala na maka fanadinana. [1.1] |
| Explanations in English |
8an examination, or a book of questions..
[1.2] 9an examination. [1.7] |
| Explanations in French |
10L'examen, les questions.
[1.3] 11information. [1.4] 12examen. [1.8] |
| Examples |
13 Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
14 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
| All compound words | 154 combinations of this word |
| Anagrams | 16 fanadinana, 17 fandainana, 18 fandaniana |
| Updated on 2025/10/08 |
|