Entry adinina (adina)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy
¶ Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona
¶ Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [Rajemisa 1985]
English translation   to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc. [Richardson 1885]
   to be examined, to be questioned [Hallanger 1973]
French translation   passer un examen; qu'on interroge [Hallanger 1974]
Morphology  
adinina
adiniko
adininao
adininy
adinintsika
adininay
adininareo
adinin'
adinin-
adinim-
adini-
nadinina
nadiniko
nadininao
nadininy
nadinintsika
nadininay
nadininareo
nadinin'
nadinin-
nadinim-
nadini-
hadinina
hadiniko
hadininao
hadininy
hadinintsika
hadininay
hadininareo
hadinin'
hadinin-
hadinim-
hadini-
adino

Updated on 2010/05/04