| Entry | 1 adinadina |
| Root | 2 adina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina:
5 aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62] |
| Explanations in English |
6 adina
[1.2] |
| Explanations in French |
7 [duplicatif fréquentatif]
[1.3] |
| Examples |
8 Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina.
[1.251]
9 I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114] |
| Anagrams | 10 adinadina, 11 andidiana, 12 daindaina, 13 diandiana |
| Updated on 2025/11/13 |
|