|
|
|
|

Entry1  fiadidiana
Root  2 adidy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ
5 Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely [1.1]
Explanations in English  6 responsibility, leadership, government [1.7]
Explanations in French  7 La responsabilité, le gouvernement [1.3]
8 responsabilité, gouvernement [1.8]

Updated on 2025/09/12