Entry andraikitra (raikitra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana o [...]
¶ adidy [full text in Rajemisa 1985]
   izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [SLP: Voambolana]
English translation   something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [Richardson 1885]
   responsibility; a charge; [Hallanger 1973]
French translation   responsabilité, charge; [Hallanger 1974]
French translation   responsabilité, charge, rôle
¶ andraikitrareo: par vos soins [SLP: Voambolana]
Examples  
1Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [Andraina: Mitaraina]
Derivations  
Morphology  
andraikitra
andraikitro
andraikitrao
andraikiny
andraikitsika
andraikitray
andraikitrareo
andraikitr'
andraiki-
andraikitry
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/12/10