Entry manadidy (adidy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [Rajemisa 1985]
 [ mañadidy ] [Sihanaka] manome tsiny [Rakotosaona 1972]
English definition To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [Richardson 1885]
French definition Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [Abinal 1888]
Morphology 
manadidy
nanadidy
hanadidy
manadidia

Entry mañadidy
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] misakana, mandrara [Rakotosaona 1972]
Morphology 
manadidy
nanadidy
hanadidy
manadidia

2013/09/08