Entry adana
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra
Mitovy hevitra: anoka ~ danoka ~ daresaka ~ darona ~ fandriam-pahalemana ~ fandrian-tsaina ~ fioronoronana ~ firaondraonana ~ firoandroanana ~ fisomararetra ~ hafinaretana ~ hasambarana ~ havotsana ~ havozavozana ~ oronorona ~ raondraona ~ roandroana ~ tanesaka ~ tsy fananana horohoro ~ tsy fananana tahotra am-po ~ tsy fitebitebena [Rajemisa 1985]
English definition slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [Richardson 1885]
 slowness; hence, peace, happiness [Hallanger 1973]
French definition lenteur [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 Etat paisible, prospérité [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 démarche grave, abondance, paix [Abinal 1888]
 tranquillité, bonheur [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word adana (1): Ambohimiadana

Entry Adana
Part of speech name (biblical) [list]
 Adana, Adona: [Baiboly]
English definition Addan [Baiboly]
French definition Addân [Baiboly]
Examples Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [Baiboly: 15:002:059/Ezra 2:59..]
Vocabulary 
Other spellings 
Quotes 
Articles 

2015/09/07