| Entry | 1 havotsana |
| Root | 2 votsa |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1] |
| Explanations in French |
5 lenteur, lourdeur [1.3] |
| Synonyms | 6 fahavotsana |
| Anagrams | 7 havotsana, 8 tsovahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|