| Entry (1/2) | 1 adona |
| Root | 2 dona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 9 Adona |
| Part of speech | 10 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
11 Addan, Addon [2.996] |
| Explanations in French |
12 Addân, Addôn [2.996] |
| Examples |
13 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):
[2.996]
|
| Vocabulary | 14 Holy Scriptures |
| Other spellings | 15 adana |
| Biblical quotes | 16 Chapters and verses mentioning Adona |
| Article | 17 Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 18 adano, 19 Adona, adona, 20 andao, 21 doana |
| Updated on 2025/10/11 |
|