| Entry | 1 danoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra [1.1] |
| Explanations in French |
4 Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation [1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 10 danona |
| Anagrams | 11 danoka, 12 dokana, 13 donaka, 14 kadoña, 15 kodàna |
| Updated on 2025/09/19 |
|