| Entry (1/4) | 1 adina | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] | 
| Explanations in English | 4   examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 5 a question, an examination [1.7] | 
| Explanations in French | 6   question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 7 information [1.5] | 
| Examples | 8   eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314] | 
| Morphology | 
 | 
| Derivatives | 
 | 
| All compound words | 25 laza adina | 
| Synonyms | 26 adinadina | 
| Analogs | 27 faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka. | 
| Entry (2/4) | 28 adiña | 
| Part of speech | 29 adverb [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 30   foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
 [1.78] | 
| Synonyms | 31 mady | 
| Entry (3/4) | 32 Adina | 
| Part of speech | 33 name (biblical) [Full list] | 
| Explanations in English | 34   Adina [2.996] | 
| Explanations in French | 35   Adîn [2.996] | 
| Examples | 36   ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996] | 
| Vocabulary | 37 Holy Scriptures | 
| Biblical quotes | 38 Chapters and verses mentioning Adina | 
| Article | 39 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly | 
| Entry (4/4) | 40   Adina  | 
| Part of speech | 41 noun | 
| Vocabulary | 42 Botany: scientific genera | 
| Local names of plants | 
 | 
| Anagrams | 43 adany, 44 Adina, adiña, adina, 45 anday, 46 andia, 47 daina, 48 DIANA, diana | 
| Updated on 2025/10/18 |   |