|
|
|
|

Entry (1/2)1  adana
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1]
Explanations in English  4  slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
5  slowness; hence, peace, happiness [1.7]
Explanations in French  6  lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
7  Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
8  démarche grave, abondance, paix [1.3]
9  tranquillité, bonheur [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 
Vocabulary  24  Emotions
Analogs  25  anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro

Entry (2/2)26  Adana
Part of speech  27  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  28  Addan [2.996]
Explanations in French  29  Addân [2.996]
Examples  30  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996]
Vocabulary  31  Holy Scriptures
Other spellings  32  adona
Biblical quotes  33  Chapters and verses mentioning Adana
Article  34  Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  35 Adana, adana

Updated on 2025/09/20