| Entry (1/4) | 1 adina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
4 Avina, antsafa, ontany, tanitany 5 Famotopotorana, famakafakana: 6 Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
| Explanations in English |
7 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
[1.2] 8 a question, an examination [1.7] |
| Explanations in French |
9 question, examen
[1.3, 1.8, 1.5] 10 information [1.5] |
| Examples |
11 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 28 adinadina |
| Analogs | 29 faka, 30 fakafaka, 31 fotopototra, 32 hadihady, 33 karoka, 34 karokaroka, 35 savasava, 36 sikotra, 37 taratara |
| All compound words | 38 laza adina |
| Entry (2/4) | 39 adiña |
| Part of speech | 40 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
41 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
[Betsileo]
[1.78] |
| Synonyms | 42 mady |
| Entry (3/4) | 43 Adina |
| Part of speech | 44 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
45 Adina
[2.996] |
| Explanations in French |
46 Adîn
[2.996] |
| Examples |
47 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Vocabulary | 48 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 49 Chapters and verses mentioning Adina |
| Article | 50 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Entry (4/4) | 51 Adina
![]() |
| Part of speech | 52 noun |
| Vocabulary | 53 Botany: scientific genera |
| Local names of plants |
|
| Anagrams | 59 adany, 60 adina, adiña, Adina, 61 anday, 62 andia, 63 daina, 64 diana, DIANA |
| Updated on 2025/11/13 |
|