Index

Proverbs : tonotono

Proverb 1Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia tsapa-fatana, dia ry zareo vaventy no tia tono hanina. [2.558 #3381]
Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1]
French translationSi les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992]
French interpretationLes enfants imitent les parents. [2.415 #992]

Index