Index

Proverbs : tetika

Proverb Be tetika ohatra an-dRabejofo. [Rinara 1974 #884]

Proverb Lany tetika toa ondry bada. [Rinara 1974 #1744]
Lany tetika toa ondry momba. [Houlder 1895 #1862, Veyrières 1913 #916]
French translation N' avoir aucun descendant comme une brebis stérile. [Veyrières 1913 #916, Houlder 1895]

Proverb Na ambony aza ny tetika izay takatry ny ananana ihany no vita. [Rinara 1974 #2644]

Proverb Na be aza ny tetika, ny an-tanana indray ve no hariana. [Rinara 1974]

Proverb Ny tetika tsy araka ny atao ary izay voakasa tsy ho vita avokoa. [Rinara 1974 #3297]

Index