|
|
|
|

Entry (1/3)1  takatra
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  17  11 words containing takatra
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] tratra
19  [1.78] [Tanala] tratran'ny tànana ( raisina )
20  [1.1] Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako!
Explanations in English  21  [1.7] reached or attained; understood
Explanations in French  22  [1.3] atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix)
23  [1.8] qu'on atteint; compris
Examples  24  [2.293] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
25  [2.588#] ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna.
Synonyms  26  takatre
Proverbs  27  Proverbs containing the word takatra

Entry (2/3)28  takatra
Part of speech  29  adjective
Explanations in French  30  [1.3] maigre
31  [2.415] Se disait des maigres.

Entry (3/3)32  takatra
Part of speech  33  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  40  [1.1] Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka
Explanations in English  41  [1.7] the tufted umber (bird)
Explanations in French  42  [1.3] oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm.
43  [1.54] ombrette
44  [1.8] l'ombrette, oiseau d'eau
45  [2.415] Oiseau de mauvais augure.
Examples  46  [2.131] Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra

Vocabulary  47  Zoology: birds
Proverbs  48  Proverbs containing the word takatra
Quotes  49  Texts mentioning takatra

Anagrams  50  atakatr, takatra

Updated on 2025/08/26