Entry bada
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] tsy miteraka [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] tsentsina, mihidy [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [Rakotosaona 1972]
   Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany
¶ Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [Rajemisa 1985]
   toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [SLP: Voambolana]
English definition   barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [Richardson 1885]
French definition   Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [Abinal 1888]
French definition   stérile [SLP: Voambolana]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry bada
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fandrarana, fisakanana [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] empêchement, défense [Deschamps 1936]

2013/09/06