Proverbs : remby

Proverb5924 Papango nahazo sokatra : ny remby ka azo fa ny fihinana anazy tsy hita. [Samson 1965 #P2]

Proverb6322 Rembin’ akoho , tsy mitondra mody . [Samson 1965 #R46]

Proverb6323 Remby tsy azo an’ ala, vatam-be tsy nahazo an-tanàna. [Samson 1965 #R45]

Proverb6847 Tany hatra ody remby . [Samson 1965 #T39]

Proverb8362 Voronkontsy nihoatr’ ala : levona ny raha tsara ratsy remby . [Samson 1965 #V103]

Index