| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbs : rainazy | 
|  | 
 | 
| Proverb 1 | Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy. [2.415 #183] Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana rainazy.  [2.415 #183]
 | 
| French translation | Mieux vaut un souverain sévère qu' un souverain trop débonnaire.  [2.415 #183] | 
|  | 
 | 
| Proverb 2 | Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy.  [2.558] | 
|  | 
 | 
| Proverb 3 | Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany.  [2.653 #1233] Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany.  [2.558 #1598, 1.1]
 | 
| Malagasy interpretation | Ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |