Entry angady (hady)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [Rajemisa 1985]
English definition a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [Richardson 1885]
 a spade; [Hallanger 1973]
French definition bêche [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms fangady
Compound words, titles, names 
Quotes 

2011/02/05