Entry rainazy (ray, azy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [Rajemisa 1985]
English definition Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [Richardson 1885]
 of an easy-going disposition [Hallanger 1973]
French definition qui a le caractère doux, indulgent [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples Rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahandrafozana
[Fox: Hainteny, number 388]
Quotes 

2013/06/05