Entry kapiteny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina [1.1]
Explanations in English A captain [1.7]
Explanations in French Capitaine [1.8]
Examples 
1Manao ahoana, hono, ny Kapiteny Cadet? [2.643]
2Gaga ry zareo fa hay kapiteny kely mainty hoditra ilay izy. [2.472]
Vocabulary 
Origin French: capitaine.
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30