Index |
|
|
|
|
|
Proverbs : otronina
|
| |
|
Proverb | |
Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [Houlder 1895]
|
Malagasy interpretation | |
Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [Houlder 1895]
|
| |
|
Proverb | |
Tsy rangasina karaha ramiavona, tsy hotronina karaha ramy ny olombelona fa izay manam-panahy ray aman-drenin’ olona. [Samson 1965 #T159]
| |
|
|
Index |
|
|
|