Index

Proverbs : mpilanja

Proverb Donto tahaka ny sorok’ andevolahy mpilanja. [Cousins 1871 #862]
Donto tahaky ny sorok' andevolahy mpilanja. [Veyrières 1913 #6354]
French translation Endurci, comme l' épaule de l'esclave porteur de paquets. [Veyrières 1913 #6354]

Proverb Mpanan-karena mahihitra : maty vao ambony bao. [Rinara 1974 #2573]
Mpanan-karena mahihitra : maty, vao misy mpilanja. [Cousins 1871 #1957, Nicol 1935 #2]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa tsy mba tia mandany vola hampiadanan-tena ny mahihitra ka rehefa maty ndeha halevina vao mba misy mpilanja. [Rajemisa 1985]
French translation Riche qui est avare : il attend d' être mort pour se faire porter. [Veyrières 1913 #2310]
Un riche avare : n’a des porteurs qu’une fois mort. [Nicol 1935 #2]

Proverb Viavy ranjaly, sakafon' a mpilanja. [Samson 1965 #V48]

Index