Index

Proverbs : mikaikaika

Proverb Mikaikaika akaikin-dreny toa akohokely. [Rinara 1974 #4171]
Tomany akaikin-dreny toa akohokely. [Rinara 1974 #4171]

Proverb Tsy mety raha mamono tsy mahay mamindra fo, ka nony itsepelehan' ny rambony vao mikaikaika. [Rinara 1974]

Index