Entry mamindra (findra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
¶ Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
¶ Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
¶ Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
¶ Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
¶ Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
¶ Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
¶ Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [Rajemisa 1985]
English definition to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [Richardson 1885]
 to move; to walk (esp. of a child) [Hallanger 1973]
French definition déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mamindra
namindra
hamindra
mamindrà
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry mamindrà (findra)
Part of speech imperative of active verb mamindra [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/03/11