Index

Proverbs : mieritreritra

Proverb Halatra akoho mirahavavy : an-kibo no mieritreritra. [Rinara 1974 #1252]

Proverb Mieritreritra atao indray miserana, ka nony manenina mandavan' ny taona! [Rinara 1974 #2294]

Proverb Toy ilay mihinana ontsy, ka am-bava homana, am-po mieritreritra. [Houlder 1895 #1159]
Toy ilay nihinana ontsy, ka am-bava homana am-po mieritreritra. [Rinara 1974 #4243]
French translation Semblable à celui qui mange une banane (volée?): la bouche l' avale, mais le cœur a des doutes. [Houlder 1895]

Proverb Voahangy raraka ka ombay mitsimpona, ombay mieritreritra. [Rinara 1974 #321]

Index