|
|
|
|

Entry1  mirahavavy
Root  2  rahavavy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo [1.1]
Explanations in English  5  to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
6  who are sisters [1.7]
Explanations in French  7  être soeurs (entres femmes) [1.54]
8  qui sont soeurs [1.8]
Examples  9  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [2.470]
10  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472]
All compound words 
Vocabulary  14  Relationships: family
Analogs  15  mirahalahy
Proverbs  16  Proverbs containing the word mirahavavy

Anagrams  17 mirahavavy, 18 vahimaravy

Updated on 2025/09/20