| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : mangetaheta | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Aza mangetaheta ambony lakana.  [2.558 #681]
 Aza mangetaheta ambony lakana, na noana manatrika ny sompitra. [2.165 #787] Mangetaheta ambony lakana. [1.147 #M60, 2.415 #2303] Mangetaheta ambony lakana, mosarena ambody sompitra. [1.1] Mangetaheta ambony lakana, noana ambody sompitra. [1.1] Mangetaheta ambony lakana, noana manatrika ny sompitra. [2.974] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana, na misento manan-tiana. [2.558 #4634] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana, na noana manatrika ny sompitra. [2.653 #3454] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana sy noana amoron-tsompitra. [2.415 #2335] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana sy noana manatrika ny sompitra. [2.415 #2335]  | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza olona mitaraina tsy fisiana nefa eo afovoan' ny fananam-be, na koa olona tsy mahay manararaotra ny soa betsaka eo anoloany na efa ilomanosany.  [1.1]
 Entina milaza tsy fahafaham-po amin' izay misy sy hita eo akaiky. [1.1] Mihafihafy eo ampovoan' izay rehetra ilaina. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| French translation | Avoir soif en pirogue ; avoir faim devant un grenier = souffrir de la privation au milieu de l'abondance. [2.974 #5]
 Il ne convient pas d'avoir soif quand on est dans la pirogue, ou faim quand on est devant le grenier à riz. [2.415 #2335] Il ne faut pas se laisser avoir soif quand on est en pirogue (donc avec de l' eau tout autour), ni avoir faim quand on est devant un grenier. [2.165 #787] Se priver au milieu de l' abondance c' est comme si on avait soif dans une pirogue. [2.415 #2303]  | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Se disait des gens qui ont, mais ne veulent pas dépenser. [2.415 #2335] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Tsara raha mangetaheta ka mahita rano. [2.165]
 Tsara raha mangetaheta ka sendra rano. [2.415 #5879, 2.558 #4410, 2.653 #3288, 2.974]  | ||||||||||||||||||||
| French translation | C' est une bonne chose quand on a soif, de rencontrer de l' eau.  [2.415 #5879]
 Il est agréable de trouver de l' eau quand on a soif. [2.165] Il est doux, quand on a soif, de rencontrer de l eau. [2.974 #127]  | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Désir comblé. [2.415 #5879] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |