Entry (1/2) | 1 manatrika |
Root | 2 atrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1] |
Explanations in English |
5 to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2] 6 to face, to meet face to face [1.7] |
Explanations in French |
7 faire face; assister à [1.8] |
Examples |
8 Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245#]
9 manatrika an' Ilaidama ve ianareo? [2.528#] 10 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472] 11 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word manatrika |
Entry (2/2) | 22 mañatrika |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 mitahy, manampy [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 25 mañakatry, 26 manakitrà, manakitra, 27 mañatrika, manatrika, 28 mikatrana |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |