Proverbs : malefaka

Proverb286 Am--bavany , malefaka ; am-pony , tsy tia. [Cousins 1871 #123, Nicol 1935 #195]
French translation Aimable en paroles alors que le cœur n’aime pas. [Nicol 1935 #195]

Proverb2153 Folaka ny andro ka malefaka ny lalana . [Rinara 1974]
Folaka ny andro ka malemy ny lalana . [Veyrières 1913 #3674]
Folaka ny andro , ka malemy ny lalany . [Houlder 1895]
French translation Le jour baisse et le chemin est facile. [Veyrières 1913 #3674]
Le jour décline, et la route est facile. [Houlder 1895]
French interpretation Car il fait moins chaud. [Houlder 1895]
Car la chaleur est tombée. [Veyrières 1913 #3674]

Proverb2334 Hazo malefaka , andrarezina . [Cousins 1871 #1041, Rinara 1974]

Proverb4100 Midaron-tsy malefaka , hoatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena . [Cousins 1871]
Midaron-tsy malefaka ohatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena . [Rinara 1974]

Proverb4694 Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [Rinara 1974 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka mampiherikerika . [Rinara 1974 #2797]
Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [Cousins 1871 #2109]

Index