Entry tany mena (tany, mena)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy [Rajemisa 1985]
Explanations in French terre rouge [Abinal 1888]
 Sol latéritique, latérite [SLP 1986]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 144]
2Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [FOFAFIPE: Haivola, page 16]
Quotes 

Updated on 2021/10/08