Entry nahandro (handro)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
¶ Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [Rajemisa 1985]
English definition a meal. See handro, sakafo. [Richardson 1885]
 cooked food; cooking [Hallanger 1973]
French definition mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  hanina ~ sakafo
Examples 
1Manatitra ny nahandro, tompoko! [Dahle: Angano, page 259]
2Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [Rahajarizafy: Kabary, page 20]
Quotes 

Entry nahandro (handro)
Part of speech past of active verb mahandro

2019/03/10